Fampitam-baovao tamin'ny 12 mey 2021
Nohalavaina hatramin’ny ALATSINAINY 31 MEY 2021 ny fetra farany fanaterana ao amin'ny sekoly na fandefasana ny filatsahana hiatrika ny fifaninanana hidirana ho mpianatra ho mpitsara voatondro hotantarahina ny 29 jiona ho avy izao. Izany no natao dia mba hahafahan’ireo zay niharan’ny fahataràna noho ny antony tsy miankina amin’izy ireo hametraka ny taratasy firotsahana (Fihidian’ny faritra sasany, services minimums na fihidian’ny sehatr’asam- panjakana maro sns noho ny hamehana ara-pahasalamana) . TSY MIHEMOTRA KOSA NEFA NY FOTOAM-PANADINANA.
- Arrêté modifiant et complétant certaines dispositions concernant concours directs à l'ENMG
- Didim-pitondrana laharana manova sy mameno ny andininy sasan-tsasany ao amin'ny didim-panjakana mitondra ny fanokafana ny fifaninanana mivantana hidirana ao amin'ny Sekolim-pirenena fanofanana Mpitsara sy Mpiraki-draharaham-pitsarana